• 検索結果がありません。

Ikelifadadany sy i befadadany カワセミとおじいさん JICA 草の根技術協力事業 自然環境保全に関わる環境教育実践プログラム研修 成果品制作 :PBZT

N/A
N/A
Protected

Academic year: 2021

シェア "Ikelifadadany sy i befadadany カワセミとおじいさん JICA 草の根技術協力事業 自然環境保全に関わる環境教育実践プログラム研修 成果品制作 :PBZT"

Copied!
27
0
0

読み込み中.... (全文を見る)

全文

(1)

カワセミとおじいさん

JICA草の根技術協力事業「自然環境保全に関わる環境教育実践プログラム研修」成果品 制作:PBZT

(2)
(3)

1

Indray andro dia nisy olona iray i Befadadany somary efa lehibe ihany izy, mpiompy trondro izy ary tena mahavatra mikarakara ireo trondro sy ireo zana-trondro ao anatin’ny dobony ireo izy 1 あるところに、ベファダダニとい うおじいさんがいました。 池で小さな魚を大きな魚に育て生 活していました。

(4)
(5)

2

Isan’andro anefa dia misy vorona vintsy kely iray I

Kelifadadany io tonga mihaza sy misambotra trondro ao

amin’ny dobon’I Befadadany Isaky ny noana izy dia tonga misakafo ao. 2 その池には毎日、ケリファダダニ という小さなカワセミがやってき ました。 ケリファダダニはおなかがすくと 必ずここへやってきてこの池の魚 を取って食べてしまうのでした。

(6)
(7)

3

Isaky ny mihazakazaka

handroaka an’I Kelifadadany anefa I Befadadany dia poa

tahak’izay dia efa lasa manidina izy; nefa rehefa lasa indray I

Befadadany dia iny fa miverina indray I Kelifadadany

Befadadany: tena fetsy be

mihitsy ity vorona kely ity fa tsy maintsy hitadiavako hevitra fa lany ny trondroko 3 ケリファダダニが 魚をとって食べていると おじいさんは怒って 走って行くのですが 飛んで逃げられてしまいます。 「この小鳥はなんてずるがしこい んだ! なんとかしないとこの池の魚が 全部食べられてしまうぞ」

(8)
(9)

4

Nahita hevitra ihany anefa I Befadadany nony farany

Befadadany: andeha ho asiko

épouvantail na sary olona eto amin’izay iny tsy ho sahy maketo intsony

Dia nalainy ilay épouvantail na sary olona dia natsatony teo amoron-dobo, nataony manao akanjo mavomavo dia nataony mitovy aminy 4 とうとうおじいさんはいい考えが 思い浮かびました。 「ここにわしそっくりのかかしを 置けばもうあいつがココに来る ことはないだろう」 そういうとおじいさんはかかしを 持ってきて池の脇に固定し、黄色 い服を着せ、自分そっくりに変装 させました。

(10)
(11)

5

Tery ambony hazo alavitra sisa no nijanona I Kelifadadany

nandinika

Kelifadadany: tena miandry ahy etsy amoron-dobo i baina zany a, tena tsy hanatokatona eny

mihitsy aloha izaho. 5 ケリファダダニは遠くの木の上で こちらを見ています。 「池の脇からずっと見ているけれ ど、おじいさんがずっと見張っ ているぞ。まずは近寄らずに観 察するとしよう」

(12)
(13)

6

Afaka telo andro taty aoriana Kelifadadany: tena noana be za

zany nefa toa tsy mety mihetsika sady tsy mety miala teo mihitsy ity baina ity. Aloe hoe anatonana dia jerena

izay ataony eo.

6 三日がすぎました。 「あぁお腹がすいた! あのおじさんは全然動かず ずっとあそこにいるしな。 もう少し近寄って 様子を見てみるか」

(14)
(15)

7

Mbola tsy nihetsika sady tsy nandroaka ihany anefa ilay sary olona ka afaka ny tahotr’I

Kelifadadany ka vao maika izy lasa naka trondro tao anaty rano satria tena efa noana be.

Ary rehefa voky izy dia mbola sahiny ihany koa no miakatra eo ambonin’ny sorok’ilay sary olona sady mihirahira izy. Kelifadadany:

♪tena sary olona fotsiny itony, ♪tena sary olona fotsiny itony.

7 かかしがおじいさんの服を着て いるだけで、ぜんぜん動かないの を確かめたケリファダダニは、す ごくお腹が減っていたのでさっさ と魚を捕って行きました。 お腹がいっぱいになったケリファ ダダニはかかしの上に乗って歌い だしました。 「人の形に似ているだけだ♪ 人の形に似ているだけだ♪」

(16)
(17)

8

Tena kivy sy ketraka i

Befadadany nony nahita fa mbola maka trondro ihany ilay vorona, nitady hevitra indray izy.

Befadadany: tena andeha hiaafina ao ambadik’ity épouvantail sary olona

ity izaho fa tsy maintsy azoko iny.

8 おじいさんは、また魚を捕られ てしまいすごく悔しがりました。 そしてまた別のことをひらめきま した。 「ようし、こんどはかかしのふり をして待っていよう。今度こそ 捕まえてやる!」

(18)
(19)

9

Tonga foana anefa i Kelifadadany maka trondro ohatran’ny fanaony isan’andro.

ケリファダダニは、以前のとおり お腹がすくとこの池に魚を捕りに くるようになっていました。

(20)
(21)

10

Rehefa voky izy dia mitsambikina foana eo ambonin’ny sorok’ilay épouvantail sary olona sady

mihirahira ilay hira fanaony Kelifadadany:

♪tena sary olona fotsiny itony, ♪tena sary olona fotsiny itony.

10 お腹がいっぱいになると、 ちょんちょんとかかしの上に飛び 乗って歌いだします。 「人の形に似ているだけだ♪ 人の形に似ているだけだ♪」

(22)
(23)

11

Nihetsika tampoka anefa ilay

épouvantail sady noraisi-potsiny teo am-pelatanany i Kelifadadany Befadadany: tena olona tena

olona ity fa tsy misy sary olona izany eo e

Tena tsy afaka nitsoaka intsony i Kelifadadany. 11 すると突然、ガサガサっと ケリファダダニが乗っていた かかしが動き出しました。 「ほんもの、ほんもの、 私はかかしじゃない!」 ケリファダダニは驚いて、飛び立 つこともできませんでした。

(24)
(25)

12

Nony avy teo dia nifona i Kelifadadany sady niaiky ny fahadisoany.

Kelifadadany: tena mifona izaho fa tena diso e, tena tokony mangataka izaho fa tsy

mangalatra, avelao izaho

hande fa tsy hamerina intsony. Befadadany: mamela anao izaho fa

aza mamerina intsony a. Dia omeko trondro ihany koa ianao dia samy miompy isika dia amin’izay ihany

koa ianao miasa e.

12 それからケリファダダニは、おじ いさんにあやまりました。 「ほんとにごめんなさい。 私が悪かったです。 盗むのではなく、お願いをする べきでした。 もう二度としませんから今回は 見逃してください。」 おじいさんは言いました。 「二度としないなら、今回だけは 逃がしてやろう。一緒に魚を育 てるならば、魚をすこし分けて あげよう」

(26)
(27)

13

Taty aoriana dia samy mahavatra mijerijery ny trondrony avy izy roa lahy, dia samy faly ery.

Kelifadadany: tena misaotra anao izaho ry Befadadany fa tena mahafinaritra mihitsy ilay miompy.

Tena misaotra e! Befadadany: tsy misy fisaorana

leitsy e… fa jereo ange fa tena misy lehibe mihitsy izany trondrontsika izany e.

Ha ha ha 13 こうして二人で協力して 魚を見張りました。 「おじさん、ありがとう。 魚を育てるって すごく楽しいですね。」 おじいさんは言いました。 「ほらみて、そこ! 私たちが育てた魚が大きくなっ ているぞ!ははははっ」 おしまい

参照

関連したドキュメント

[r]

4 6月11日 佐賀県 海洋環境教室 環境紙芝居上演等による海洋環. 境保全教室開催 昭和幼稚園

23区・島しょ地域の届出 環境局 自然環境部 水環境課 河川規制担当 03-5388-3494..

小・中学校における環境教育を通して、子供 たちに省エネなど環境に配慮した行動の実践 をさせることにより、CO 2

小学校における環境教育の中で、子供たちに家庭 における省エネなど環境に配慮した行動の実践を させることにより、CO 2

〇及川緑環境課長 基本的にはご意見として承って、事業者に伝えてまいりたいと考えてお ります。. 〇福永会長

都市 の 構築 多様性 の 保全︶ 一 層 の 改善 資源循環型 ︵緑施策 ・ 生物 区 市 町 村 ・ 都 民 ・ 大気環境 ・水環境 の 3 R に よ る 自然環境保全 国内外 の 都市 と の 交流︑. N P

生物多様性の損失は気候変動とも並ぶ地球規模での重要課題で